Genesisy 30:33 MG1865

33 Ny fahamarinako no ho vavolombeloko amin'ny andro ho avy, raha tonga ianao handinika ny karamako: izay rehetra tsy mara ary tsy sada eo amin'ny osy, ary izay tsy mainty eo amin'ny ondry, dia ho halatro izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:33 amin'ny teny manodidina.