Genesisy 31:12 MG1865

12 Ary hoy Izy: Mba atopazy ny masonao ka jereo, fa sadika sy mara ary sada ny lahy rehetra izay mikambana amin'ny ondrivavy sy ny osivavy, satria efa hitako izay rehetra nataon'i Labana taminao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:12 amin'ny teny manodidina.