Genesisy 31:20 MG1865

20 Ary Jakoba dia nangala-dia tamin'i Labana Syriana, fa tsy nambarany taminy ny amin'ny handosirany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:20 amin'ny teny manodidina.