24 Fa Andriamanitra nankeo amin'i Labana Syriana tamin'ny nofy nony alina ka nanao taminy hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 31
Jereo Genesisy 31:24 amin'ny teny manodidina.