Genesisy 31:29 MG1865

29 Manan­kery hanisy ratsy anareo ny tanako; fa Andriamanitry ny rainareo efa niteny tamiko halina ka nanao hoe: Tandremo mba tsy hasianao teny akory Jakoba, na soa na ratsy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:29 amin'ny teny manodidina.