Genesisy 31:35 MG1865

35 Ary hoy Rahely tamin'ny rainy: Aza fady aho, tompokolahy, fa tsy mahazo mitsangana eto anatrehanao aho, satria azon'ny fombam-behivavy. Dia nikaroka fatratra izy, fa tsy nahita ny sampy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:35 amin'ny teny manodidina.