Genesisy 31:46 MG1865

46 Ary hoy Jakoba tamin'ireo havany: Manangòna vato; dia naka vato izy, ka nataony antontany; ary dia nihinana teo anilan'ny antontam-bato izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 31

Jereo Genesisy 31:46 amin'ny teny manodidina.