Genesisy 32:17 MG1865

17 Dia natolony teo an-tànan'ny mpanompony ireny, mitokantokana isan-toko; ary hoy izy tamin'ny mpanompony: Mandehana eo alohako, ary asio elanelany eo amin'ny isan-toko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:17 amin'ny teny manodidina.