Genesisy 32:21 MG1865

21 Ary lazao hoe koa: Indro, Jakoba mpanomponao ao aorianay ao. Fa hoy izy: Hampionona ny hatezerany aho amin'ireo zavatra nampialohaviko ireo, ary rehefa afaka izany, dia vao hahita ny tavany aho; angamba hahazo fitia aminy aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:21 amin'ny teny manodidina.