Genesisy 32:23 MG1865

23 Dia nitsangana tamin 'iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa vavy sy ny ankizivaviny roa ary ny zananilahy iraika ambin'ny folo, dia nita tamin'ny fitàna tao Jaboka izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:23 amin'ny teny manodidina.