Genesisy 32:30 MG1865

30 Dia nanontany Jakoba ka nanao hoe: Masìna Hianao, lazao kely izay anaranao. Ary hoy Izy: Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia nitahy azy teo Izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:30 amin'ny teny manodidina.