1 Ary Jakoba dia nanopy ny masony ka nahatazana fa indro tamy Esao, mitondra efa-jato lahy. Dia nozarazarainy ny zaza ho amin'i Lea sy Rahely ary ho amin'ny ankizivavy roa.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 33
Jereo Genesisy 33:1 amin'ny teny manodidina.