Genesisy 33:15 MG1865

15 Ary hoy Esao: Masìna ianao, aoka ary mba hamelako hiaraka aminao ny olona izay momba ahy. Fa hoy Jakoba: Ahoana no anaovanao izany? Aoka hahita fitia eto imason'itompokolahy aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 33

Jereo Genesisy 33:15 amin'ny teny manodidina.