Genesisy 33:18 MG1865

18 Ary Jakoba tonga soa aman-tsara tao an-tanàna Sekema, izay eo amin'ny tany Kanana, rehefa avy tany Mesopotamia izy; dia nitoby tandrifin'ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 33

Jereo Genesisy 33:18 amin'ny teny manodidina.