Genesisy 33:5 MG1865

5 Ary Esao nanopy ny masony ka nahita ny zaza amim-behivavy; dia hoy izy: Iza moa ireto miaraka aminao ireto? Ary hoy kosa Jakoba: Ny zaza izay nomen'Andriamanitra ny mpanomponao noho ny fahasoavany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 33

Jereo Genesisy 33:5 amin'ny teny manodidina.