Genesisy 33:8 MG1865

8 Ary hoy Esao: Inona moa no hevitr'ireny antokony rehetra nifanena tamiko ireny? Ary hoy izy: Mba hahitako fitia eto imason'itompokolahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 33

Jereo Genesisy 33:8 amin'ny teny manodidina.