Genesisy 34:3 MG1865

3 Ary ny fony dia raiki-pitia tamin'i Dina, zanakavavin'i Jakoba; eny, tia ny zazavavy izy, ka dia nanao teny malefaka nahafinaritra azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 34

Jereo Genesisy 34:3 amin'ny teny manodidina.