10 Ary hoy Andriamanitra taminy: Jakoba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao, fa Isiraely ny anaranao; dia nataony hoe Isiraely no anarany.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 35
Jereo Genesisy 35:10 amin'ny teny manodidina.