Genesisy 35:14 MG1865

14 Ary Jakoba dia nanorina tsangam-bato teo amin'ny fitoerana izay niresahany taminy ka nanidina fanatitra aidina teo aminy sady nampidina diloilo teo aminy koa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 35

Jereo Genesisy 35:14 amin'ny teny manodidina.