27 Ary Jakoba nankany amin'Isaka rainy tany Mamre, any Kiriat-arba (Hebrona izany), izay nivahinian'i Abrahama sy Isaka.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 35
Jereo Genesisy 35:27 amin'ny teny manodidina.