14 Ary izao no zanakalahin'i Oholibama, zanakavavin'i Ana, zanakavavin'i Zibona, vadin'i Esao: niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin'i Esao izy.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 36
Jereo Genesisy 36:14 amin'ny teny manodidina.