Genesisy 36:24 MG1865

24 Ary izao no zanakalahin'i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin'i Zibona rainy izy).

Vakio ny toko manontolo Genesisy 36

Jereo Genesisy 36:24 amin'ny teny manodidina.