Genesisy 36:35 MG1865

35 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 36

Jereo Genesisy 36:35 amin'ny teny manodidina.