Genesisy 36:5 MG1865

5 ary Oholibama niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak'i Esao, izay naterany tany amin'ny tany Kanana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 36

Jereo Genesisy 36:5 amin'ny teny manodidina.