Genesisy 37:18 MG1865

18 Ary nahatazana azy eny lavidavitra eny ny rahalahiny; koa raha tsy mbola nanakaiky azy Josefa, dia niray tetika hamono azy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:18 amin'ny teny manodidina.