Genesisy 37:21 MG1865

21 Ary Robena nandre izany, dia namonjy azy tamin'ny tànany ka nanao hoe: Aza dia mamono ny ainy isika.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:21 amin'ny teny manodidina.