Genesisy 37:26 MG1865

26 Ary hoy Joda tamin'ny rahalahiny: Inona no soa ho azontsika, raha hamono ny rahalahintsika sy hanafina ny ràny isika?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:26 amin'ny teny manodidina.