Genesisy 37:32 MG1865

32 Dia nampanateriny ho any amin'ny rainy ilay akanjo, sady hoy no filazany azy: Ity no efa hitanay; koa fantaro na akanjon'ny zanakao ity, na tsia?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 37

Jereo Genesisy 37:32 amin'ny teny manodidina.