Genesisy 38:16 MG1865

16 Dia nivily nanatona azy teo amoron-dalana Joda ka nanao hoe: Aoka mba handry aminao aho (fa tsy fantany ho vinantony izy); dia hoy kosa ravehivavy: Inona ary no homenao ahy, raha handry amiko ianao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:16 amin'ny teny manodidina.