Genesisy 38:28 MG1865

28 Ary raha niteraka izy, dia niseho ny tanan'ny anankiray, ary naka kofehy mena ny mpampivelona, ka nafehiny tamin'ny tànany, sady hoy izy: Ity no niseho voalohany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 38

Jereo Genesisy 38:28 amin'ny teny manodidina.