Genesisy 39:11 MG1865

11 Ary tamin'ny indray andro dia niditra tao an-trano Josefa hanao ny raharahany; ary sendra tsy nisy mpanompo tao an-trano tamin'izay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:11 amin'ny teny manodidina.