14 dia niantso ny mpanompo izy ka nilaza taminy hoe: Indro, efa nampiditra lehilahy Hebreo tato amintsika hisangy antsika izy; nanatona ahy mba handry amiko iny, dia niantso tamin'ny feo mahery aho;
Vakio ny toko manontolo Genesisy 39
Jereo Genesisy 39:14 amin'ny teny manodidina.