Genesisy 39:19 MG1865

19 Ary rehefa ren'ny tompony ny tenin'ny vadiny, izay niteny taminy ka nanao hoe: Araka ireo teny ireo no nataon'ilay andevolahinao tamiko, dia nirehitra ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:19 amin'ny teny manodidina.