Genesisy 39:23 MG1865

23 Ny mpitandrina ny trano-maizina tsy mba nikarakara na inona na inona izay efa mby an-tànany, satria Jehovah nomba an'i Josefa, ary izay nataony dia nambinin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:23 amin'ny teny manodidina.