Genesisy 39:8 MG1865

8 Dia nandà izy ka nanao tamin'ny vadin'ny tompony hoe: Indro, ny tompoko tsy mahalala izay tandremako ato an-trano, fa izay rehetra ananany dia efa natolony ho andraikitro avokoa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 39

Jereo Genesisy 39:8 amin'ny teny manodidina.