Genesisy 4:17 MG1865

17 Ary Kaina nahalala ny vadiny, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka an'i Enoka; ary nanorina vohitra Kaina, ka ny anaran'ny vohitra dia nataony hoe Enoka, araka ny anaran'ny zananilahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:17 amin'ny teny manodidina.