Genesisy 4:20 MG1865

20 Ary Ada niteraka an'i Jabala; izy no rain'ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman'ondry.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:20 amin'ny teny manodidina.