Genesisy 4:7 MG1865

7 Raha tsara toetra ianao, moa tsy ho miramirana va? Fa raha tsy tsara toetra kosa ianao, dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota; ary ianao no kendren'ny faniriany, kanefa ianao no tokony hanapaka azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:7 amin'ny teny manodidina.