Genesisy 4:9 MG1865

9 Ary hoy Jehovah tamin'i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 4

Jereo Genesisy 4:9 amin'ny teny manodidina.