Genesisy 40:13 MG1865

13 Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ianao ka hampodiny ho ao amin'ilay nipetrahanao; dia hanolotra ny kapoakan'i Farao ho eo an-tanany ianao tahaka ilay fanao fahiny, fony ianao mpitondra kapoakany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:13 amin'ny teny manodidina.