Genesisy 40:20 MG1865

20 Ary tamin'ny andro fahatelo, izay niherenan'ny taona nahaterahan'i Farao, dia nanao fanasana ho an'ny mpanompony rehetra izy; dia nasandrany ny lohan'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lohan'ny lehiben'ny mpanao mofo teo amin'ny mpanompony.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 40

Jereo Genesisy 40:20 amin'ny teny manodidina.