Genesisy 41:12 MG1865

12 Ary tao aminay dia nisy zatovo Hebreo anankiray, mpanompon'ny mpifehy ny mpiambina; dia nambaranay taminy ny nofinay, ka nolazainy taminay ny heviny; samy nilazany araka ny nofinay avy izahay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:12 amin'ny teny manodidina.