Genesisy 41:23 MG1865

23 ary, indreo kosa, nisy salohim-bary fito sady malazo no maivam-boa, main'ny rivotra avy any atsinanana, niseho nanaraka ireny;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:23 amin'ny teny manodidina.