27 Ary ny ombivavy fito mahia sady ratsy tarehy, izay niakatra nanaraka ireny, dia fito taona; ary ny salohim-bary fito tsy nisy voa sady main'ny rivotra avy any atsinanana, dia ho fito taona mosarena.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 41
Jereo Genesisy 41:27 amin'ny teny manodidina.