Genesisy 41:3 MG1865

3 Ary indreo, nisy ombivavy fito hafa kosa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy teo Neily nanaraka azy, ka dia nijanona teo anilan'ireo ombivavy teo amoron'i Neily.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:3 amin'ny teny manodidina.