Genesisy 41:33 MG1865

33 Koa ankehitriny aoka Farao hizaha lehilahy manan-tsaina sady hendry ka hanendry azy hanapaka ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:33 amin'ny teny manodidina.