Genesisy 41:45 MG1865

45 Ary nataon'i Farao hoe Zafenata-panea no anaran'i Josefa; dia nomeny azy Asenata, zanakavavin'i Poti-fera, mpisorona tao Ona, ho vadiny. Ary Josefa nandeha nitety ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:45 amin'ny teny manodidina.