Genesisy 41:48 MG1865

48 Dia namory ny hanina rehetra tamin'izany fito taona izany teo amin'ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin'ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin'ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 41

Jereo Genesisy 41:48 amin'ny teny manodidina.