Genesisy 42:18 MG1865

18 Ary nony tamin'ny andro fahatelo dia hoy Josefa taminy: Izao no ataovy, dia ho velona ianareo; fa izaho matahotra an'Andriamanitra:

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:18 amin'ny teny manodidina.