Genesisy 42:22 MG1865

22 Dia namaly azy Robena ka nanao hoe: Moa tsy niteny taminareo va aho ka nanao hoe: Aza manota amin'ny zaza? nefa tsy mba nihaino ianareo; koa indro fa adinina ny ràny izao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 42

Jereo Genesisy 42:22 amin'ny teny manodidina.